|
|
|
|

Entrée1  miverina (verina)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Efa lasa ka tonga indray: Fa nahoana no niverina indray ity ianao? [1.1]
4  Tonga fanindroany: Miverina mitsidika fa manina ity havanao e! [1.1]
5  Mody: Niverina tany antanindrazana izy ela ny ela! [1.1]
6  Mitampody: Niverina ny androtr' iny ihany izy [1.1]
7  Manao dia mianotra: Tandremo fa toa miverina io fiarakodia io izany! [1.1]
8  Miherina: Miverina indray ity ny lohataona! [1.1]
9  Mitodi-doha, manao tampody fohy, miverina ilalana [1.1]
Explications en français  10  Revenir, retourner, rebrousser chemin, reculer, être redit [1.3]
Exemples  11  niverin-dalana izy (il a rebroussé chemin) [1.3]
12  tsy mbola niverina izy (il n’est pas encore revenu) [1.3]
Morphologie 
13  Présent :
14  Passé :
15  Futur :
16  Impératif :
Synonymes  17  manangatra, manody, mifotitra, mimpody, mitampody, mody
Mots composés 
Proverbes  21  Proverbes contenant le mot miverina

Mis à jour le 2023/01/20