Entrée |
mizaha
(zaha)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mandeha mijery: Lasa nizaha hira gasy izy telo mianaka Mitady, mikaroka zavatra: Tapak' andro maninjitra aho no nizaha ny solomasoko Mitsapa: Mizaha toetra ny mpiasa matetika ny mpampiasa [1.1]
|
| [Bezanozano]
Mijery [1.78]
|
| [Sihanaka]
Mijery, mitazana, mitady [1.78]
|
Explications en français | Regarder, considérer, chercher; sonder [1.3]
|
Morphologie |
Présent |
mizaha |
Passé |
nizaha |
Futur |
hizaha |
Impératif |
mizahava |
|
Mots composés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples |
1 | ary indroa izy no mizaha ny zaza amy ny indrai-andro;
[2.59]
|
2 | Sady tsy mizaha hao no tsy lany andro manao volon' ny miaramila.
[2.528]
|
3 | Ary hoy Lord Palmerston, ento mizaha ny zavatra rehetra izy ry Mr Freeman.
[2.366]
|
|
Proverbes |
|