Entrée | momba (omba) | ||||||||||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||||||||||
Explications en malgache | [Rajemisa 1985]
Manaraka, mihazo: Nomba irý lohasaha ambany atsimo irý izy ¶ Miaraka, mandeha miaraka, manotrona: Intý ny lambamena homba ny maty ~ Nisy lehilahy telo nomba azy ¶ Miandany, manampy: Moa momba ny tarik' i Rainisongomby ve ianao? ¶ Mikasika: Miresaka momba ny fanampiana ireo tra-boina ny fokonolona | ||||||||||||||||
Explications en anglais | [Richardson 1885] to follow, to accompany, to associate with, to take part with. | ||||||||||||||||
Explications en français | [Abinal 1888] suivre, accompagner, aller ensemble, suivre une direction; se ranger du parti de quelqu'un, concerner, regarder: Misy miaramila maro momba azy (Il y a plusieurs soldats qui l'accompagnent) ~ Nomba tanety izy (Il est passé par terre) ~ Nomba io tendrom-bohitra io izy (Il a suivi cette montagne) ~ Momba ny mpikomy izy (Il s'est rangé du côté de rebelles) ~ Raharaha momba ny fianakaviako izany (C'est une affaire qui regarde ma famille) | ||||||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||||||
Entrée | momba | ||||||||||||||||
Partie du discours | conjonction | ||||||||||||||||
Explications en malgache | [Rajemisa 1985] Ny amin' ny, mikasika ny...: Niresaka momba ny fitsapana hevibahoaka izahay | ||||||||||||||||
Exemples | [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 11]
Dia niresaka momba ny varotra sy ny vidin-javatra izy mivady. | ||||||||||||||||
Entrée | momba | ||||||||||||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||||||||||||
Explications en malgache | [Rajemisa 1985] Tsy miteraka: Taloha nalain' ny fanjakana ny fananan' ny olona momba (ny biby raha tsy miteraka, tsy mba atao hoe momba fa bada) | ||||||||||||||||
Explications en français | [Abinal 1888] barren. Used of women | ||||||||||||||||
Explications en anglais | [Hallanger 1973] barren (used of human beings) | ||||||||||||||||
Explications en français | [Hallanger 1974] stérile (se dit ses personnes) | ||||||||||||||||
Entrée | mombà (omba) | ||||||||||||||||
Partie du discours | impératif du verbe actif momba | ||||||||||||||||
Explications en malgache | [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Explications en anglais | [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
Explications en français | [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |