Entrée moraingy
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Akademia 2005 page 798] haiady nentin-drazana izay mbola fanao any amin' ny faritra sasany eto Madagasikara
Explications en français  [Rajaonarimanana 1995 page 211] boxe traditionelle
  [Boiteau 1997] nom donné à une sorte de lutte très populaire
Vocabulaire 
Exemples 
1 [Randriamiadanarivo: Sikajy] Indraindray ry zareo raha mandray vahiny dia manao moraingy
2 [FOFAFIPE: Rosovola] Ao kosa ireo kilalao mihavitsy mpanao toy ny raosy jamba, ny amponga tany, ny marakely, ny moraingy.
3 [Razafiarivony: Harivolana] Lalao mikasika ny fiainan'ny mpivady mandrakariva no fanaon' ny ankizivavy, fa ny kiombiomby sy ny lalaom-batana (moraingy)

Entrée moraingy
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Akademia 2005 page 798] hazo avy any Indo-Malezia. Tany Maorisy sy La Réunion aloha no nampidirina azy. Vao haingana ihany no tonga teto Madagasikara. Faritra mafana no tiany, rehefa latsaky ny 300 metatra ny haavony, any avaratra sy avaratra andrefana. Rehefa mihintsana ny raviny, dia mihanjahanja ireo sampany, saika manao fandrin-drano sy ireo voany maitso loko, lava mikirozaroza ohatra ny apela. Manodidina ny voany ny kiran' ny kapôka. Septambra ka hatramin' ny Novambra no mamony sy mamoa.
Mitovy hevitra: landihazobe ~ pemba
Explications en français  [Boiteau 1997] [Sakalava] Ceiba pentandra (L.) Gaertn. (Malvaceae). L'huile tirée des graines est utilisée par les lutteurs pour s'oindre le corps.
Vocabulaire 
Nom scientifique Ceiba pentandra

Mis à jour le 2021/10/23