Entrée mpampandroso (roso)
Partie du discours nom
Morphologie 
mpampandroso
mpampandrosoko
mpampandrosonao
mpampandrosony
mpampandrosontsika
mpampandrosonay
mpampandrosonareo
mpampandroson'
mpampandroson-
mpampandrosom-
Exemples 
1Nifanantsafa nibitsibitsika tamin' ny maizina tao ny vahiny sy ny mpampandroso azy, nony voahidy ny varavarana. [Andraina: Mitaraina, page 230]
2Tamin' izay indrindra, nitsangana ary niala tamin' ny toerany ity lasam-betsovetso samirery ka nanatona an-dRasoa mpampandroso. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 89]

Mis à jour le 2020/07/31