Entrée 1/2 mpanjaka (zaka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Olona voahosotra na atsangana ho mpitondra ny fanjakana, izay sady mitondra no manapaka ary mandidy, ka fahefana ifandovana no ananany izany [1.1]
Explications en anglais The sovereign [1.2]
Explications en français Roi, reine, souverain [1.3]
Exemples 
1Ary izao no teny nataon' ilay olonkendry tamy ny mpanjaka: [2.293]
2Rahefa maty, hono, ny mpanjaka taloha, tsy mba natao hoe "maty" fa "miamboho", ary rahefa nalevina, tsy mba natao hoe "nalevina" fa "nafenina". [2.472]
Morphologie 
Simple : mpanjaka, mpanjakako, mpanjakanao, mpanjakany, mpanjakantsika, mpanjakanay, mpanjakanareo, mpanjakan', mpanjakan-
Mots composés 
Titres Ny isan-jato sy isan' arivo nanisan-dRadama I, Mpanjaka tamin' Imerina Ambanilanitra
Proverbes 
Article 

Entrée 2/2 Mpanjaka
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Explications en anglais Boky anankiroa ao amin' ny Baiboly: 1 Mpanjaka, 2 Mpanjaka [2.996]
 Two of the books of the Bible: 1 Kings, 2 Kings [2.996]
Explications en français Deux des livres de la Bible: 1 Rois, 2 Rois [2.996]
Vocabulaire 
Article 

Mis à jour le 2023/01/20