|
|
|
|

Entrée1  na... aza
Partie du discours  2  adverbe
Explications en malgache  3  Izay mampiditra fehezan-kevitra enti-milaza na fiaikena fa tsy araka ny tokony ho izy ny toe-javatra: Horaisiko ihany ny fangatahanao na (dia) efa tratra aoriana aza, na fanekena ny fisian' ny toe-javatra iray: Na maro aza ny voninkazo, mbola ny raozy ihany no tiako [1.1]
Synonymes  4  na dia... aza
Mots élémentaires  5  na, aza
Tableaux et planches  6  Tous les adverbes

Mis à jour le 2023/08/02