Entrée namana
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Sihanaka, Tambahoaka, Tanala] vady [Rakotosaona 1975]
  [Tanala] andefimandry [Rakotosaona 1975]
 Olona miara-dava amin' ny tena noho ny fifankahazoan-tsaina sy fitovian-toetra: Namana tsy mahafoy an-dRabe Rakoto
¶ Ny olona manodidina anao na ny olombelona hafa rehetra: Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao
¶ Enti-milaza ny iray amin' ireo zavatra mandeha roa lalandava, na lomisy: Ny kofehy no naman' ny fanjaitra / Tsy hitako ny nalehan' ny naman' ity kiraro ity
¶ Mitovy, azo alahatra amy..., azo heverina ho toy ny...: Ny manafina zavatr' olona, hono, naman' ny mangalatra / Tonga tsy miarahaba naman' ny tezitra, lasa tsy manao veloma naman' ny sosotra [Rajemisa 1985]
Explications en anglais a companion, a partner, a comrade, a neighbour. See sakaiza, havana. [Richardson 1885]
 a companion, a neighbor; an accomplice; a thing that belongs with something else, as one of a pair [Hallanger 1973]
Explications en français compagnon [Abinal 1888 page 449, Hallanger 1974]
 Prochain, complice; ce qui fait la paire, ce qui va avec d’autres, ce qui est uni avec d'autres objets [Abinal 1888 page 449]
 voisin; comparse; une chose qui va avec une autre, comme l'un d'une paire, partenaire [Hallanger 1974]
Exemples 
1Nigagana ny fahanginana ny namana. [Profita: Ranary]
2Misy ny olona dia , saro-tiana sy tsy matoky namana! [Andraina: I Vola]
3Nahoana ise no tsy te hanatri-maso ity namana fahiny? [Rapatsalahy: Kintana]
Citations 

Entrée Namàna
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Explications en anglais Naaman [Baiboly]
Explications en français Naaman [Baiboly]
Vocabulaire 
Synonymes Naamàna
Citations 

Mis à jour le 2022/04/17