Entrée ngadona
Partie du discours nom
Explications en malgache Feon' ny fanoto midoboka ao anaty laona, na ny tongotra mipaika amin' ny tany rehefa mandeha mafy [Rajemisa 1985]
Explications en anglais a beating noise, a tremulous noise [Richardson 1885]
 a dull thumping sound [Hallanger 1973]
Explications en français bruit sourd comme des pas ou d'un tambour [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Dérivations 
Exemples Tsy ny hevitra amam-pihetseham-po ato ihany no tokony hanakaranao ny valin-teny fa ny rafitry ny tononkalo sy ny ngadona koa, ohatra. [Rabemolaly: Fary, page 145]

Entrée ngadona
Partie du discours adjectif
Explications en malgache fahatongavana [Rajemisa 1985]
Explications en anglais arrived suddenly [Richardson 1885]
Dérivations 

Mis à jour le 2020/07/31