Entrée nifoha > mifoha (foha)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Taitra amin' ny torimaso: Manao famantaran' ny hazofijalianaizy raha vao mifoha
¶ Mitsangana avy eo am-patoriana, miarina: Amin' ny dimy izy dia efa mifoha ary manokona ody ambavafo kely [1.1]
Explications en anglais to wake up, to get out of bed [1.7]
Explications en français s'éveiller, se lever [1.8]
Morphologie 
mifoha
nifoha
hifoha
mifohaza
Mots composés 
Analogues  mifohafoha
Exemples 
1Nahoana no mifoha maraina ireo olona ireo? [2.436]
2Tsy andrin-dRandrianaivo ny hahita azy mifoha sy mahateny. [2.324]
Proverbes 

Entrée nifoha > ifohana (foka)
Partie du discours verbe relatif
Explications en anglais  [1.2]
Morphologie 
ifohana
ifohako
ifohanao
ifohany
ifohantsika
ifohanay
ifohanareo
ifohan'
ifohan-
ifoham-
ifoha-
nifohana
nifohako
nifohanao
nifohany
nifohantsika
nifohanay
nifohanareo
nifohan'
nifohan-
nifoham-
nifoha-
hifohana
hifohako
hifohanao
hifohany
hifohantsika
hifohanay
hifohanareo
hifohan'
hifohan-
hifoham-
hifoha-
ifohy