Entrée (1/2) | 1 nify |
Partie du discours | 2 adjectif |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
8 Tsy fahatevenana. [1.1] |
Explications en français |
9 mince, peu épais [1.3] |
Zoonymes |
|
Entrée (2/2) | 11 nify |
Partie du discours | 12 nom |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
14 Taolana madinika mitsatoka amin' ny valanorano ambony sy ambany, natao hitsakoana ny zavatra hanina. -- Misy karazany telo ny nify, izay samy manana ny asany manokana avy: ny andrianify mitetika, ny vangy mandrovitra, ary ny vazana mamotipotika [1.1] |
Explications en anglais |
15 a tooth. [this appears in Malayan languages as nipun, nifan, nifoa, nifin, niki, nisi, etc.] [1.2] 16 a tooth, esp. a front tooth [1.7] |
Explications en français |
17 dent, surtout les dents antérieures [1.8] |
Exemples |
18 Izany anefa tsy milaza fa sitrana ilay nify marary. [2.4] |
Mots composés |
|
Zoonymes |
|
Phytonymes |
|
Proverbes | 28 Proverbes contenant le mot nify |
Article |
29 Randzavola: nify ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 30 finy, fiñy, nify |
Mis à jour le 2023/04/30 |