|
|
|
|

Entrée1  Ny lalana nombako
Mots élémentaires  2  lalana, ombana
Partie du discours  3  nom propre (titre de livre) [Liste complète]
Auteur  4  Ravelomanana Hermann
Editions  5  Edisiona Salohy, 1991. Hauteur: 21cm. Largeur: 13cm. Pages: 222
Extraits 
5Avy ao Anahimalemy andrefan' i Mantasoa Idada ary Ineny avy ao Ampanarivo atsinanan' Ambatotelomirahavavy akaiky an' Ambatomanga. Niditra niomana ho mpitandrina tao amin' ny Sekoly Pastoraly Ambatomanga izy mivady ny taona 1911, ary efa niteraka ny zazany roalahy dia Philibert sy Guy... Ireo no vehivavy malagasy voalohany indrindra nomanin' ny Misiona ho amin' izany; kanjo tsy neken' ny governora jeneraly V. Augagneur ny hakan' ny vehivavy malagasy diplaoma (1905). Dia niverina tany Ambatomanga izy ary noraisin' i Mlle Rousseau misionera Talen-tsekoly tao hampianatra.
168 Dia re naningana ny feo nanao hoe: "Velomà e ! veloma any Madagasikara !"

Mis à jour le 2023/11/27