|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ody
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  fodiana [Taisaka] [1.78]
4  fanafody, ody, sampy, tapakazo na zavatra hamasinina [Tanala] [1.78]
5  Tapa-kazo na zavatra hafa, toy ny vakana, eken' ny olona sasany ho manankery hitondra soa na hisakana loza rehefa tokavina: Finoanoam-poana ny mankamasina ny ody
6  Zavatra entina manasitrana, fanafody (izay tsy inona fa "fanafana ody" no niaviany): Ody folaka mahomby ny tsimpimpina [1.1]
Explications en anglais  7  a charm [1.2, 1.7]
8  a medicine [1.2, 1.7]
9  a fetish; medicine for a given complaint, as: ody hatina, ody fitia [1.7]
Explications en français  10  amulette, remède [1.3, 1.5]
11  charme [1.3, 1.5]
12  sorcellerie, préservatif [1.3]
13  fétiche; médicament; médicament pour une certaine maladie, comme: ody hatina, ody fitia [1.8]
14  (on écrit aody sur la côte Est et aoly sur le côte Ouest et dans le Sud). Deux sens contradictoires (toute la conception malgache de l'univers repose ainsi sur la contradiction, la dialectique).
  • Préparations ayant une charge magique, censées susceptibles de provoquer la maladie, Voir *e même la mort de quelqu'un ; par extension : sortilège.
  • Remède à de tels sortilèges. On dit aussi plus explicitement, dans ce dernier cas : fanaf'ody ou [fanafody].
Les ody favorables : charmes, talismans protecteurs, amulettes, comportaient le plus souvent des éléments provenant de l'attirail des idoles royales ou sampy. Chaque année, au mois d'alakaosy, on changeait cet attirail. Tout l'ancien matériel servait à faire des ody, fanidy, etc. C'était aussi la ressource essentielle des mpitahiry ou prêtres des idoles royales. [1.196]
Exemples  15  fa izao teny izao no ody basy, izao no tanjaka sy rehareha! [2.298]
16  ny harena alainy, nefa ny ody alahelo tsy misy izay azonao hatao. [2.59]
Vocabulaire  17  Santé
18  Religions, Croyances
Dérivés 
19  Verbes actifs :
20  Verbes passifs :
21  Verbes relatifs :
22  Noms :
Synonymes  23  aody, aoly, oly
Mots composés 
Phytonymes 
Article  43  Randzavola: ody ao amin' ny Baiboly (=> sikidy)

Entrée (2/2)44  ody
Partie du discours  45  nom
Explications en malgache  46  Tsy fampiasa mandeha irery, fa ny hevitra mety hananany amin' ireo sampanteny dia: a) fiverenana any amin' ny tanàna na trano onenana na any amin' ny tany niaviana; b) fisehoana ho manana toetra na ho manao asa eo imason' ny olona nefa tsy marina [1.1]
Explications en français  47  [1.3]
48  retour [1.5]
Dérivés 
49  Verbes actifs :
50  Verbes passifs :
51  Noms :

Anagrammes  52  dio, ody

Mis à jour le 2023/09/10