Entrée | 1 ombana |
Radical | 2 omba |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Rakofana, sakobonina, amin' ny lamba na ny elatra; arovana: Ombany ny elany ny zanany [1.1] |
Explications en anglais |
5 to be accompanied by, to be associated with. [1.2] 6 to be covered, to be protected [1.7] |
Explications en français |
7 qu'on couvre, qu'on protège [1.8] |
Exemples |
8 Antenainay fa hanamora ny asan' ny mpampianatra eo amin' ny fampianarany ny taranja Malagasy ireo andiana boky ireo izay ombana boky torolalana. [2.442] |
Morphologie |
|
Titres |
|
Anagrammes | 13 ambano, anambo, banoma, manabo, naomba, ombana |
Mis à jour le 2023/08/12 |