Entrée ondrikely kamboty (ondry, kely, kamboty)
Partie du discours locution
Explications en malgache Ondrikely sady kamboty no mahia novonoina raha nanao fianianana: nozonina sy notsitsihina teo ilay ondrikely ary nangatahina tamin' Andriamanitra mba hianjera amin' izay mivadika amin' ny fianianana ireo ozona ireo [1.1]
Synonymes ondrikely malahelo

Mis à jour le 2020/07/31