Entrée |
oviana
|
Partie du discours | adverbe
|
Explications en malgache | Entina manontany ny fotoana efa lasa nanaovana asa iray na nitrangan-javatra: Oviana no naka fanadinana ny zokinao? ~ Oviana no nahazo fahaleovantena i Madagasikara? [1.1]
|
Explications en anglais | When? (of past time) [1.7]
|
Explications en français | Interrogatif, quand? (temps passé) [1.8]
|
Exemples | Tiaza izany toerana niarahako taminy izany, ary oviana teo amin' ny fiainako no nitrangan' ny tantara?
[2.5]
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
|