Entrée (1/2) | 1 papango |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Vorona mpihinankena, malaza amin' ny fipaohana ny zanak' akoho. [1.1] |
Explications en français |
4 oiseau papangue [2.415] 5 papangue [1.54] 6 nom d'un oiseau, le milan malgache [1.196] |
Exemples |
7 Noheveriko ho vorona mitovy habe amin' ny akoho koa no nanatody azy ireny fahiny, kanjo hay dia zavatra kely noho ny papango. [2.471] 8 Nefa izao kosa no tsy ho fihinanareo: ny voltora sy ny gypa sy ny ankoay ary ny papango sy ny voromahery sy ny papango mainty, samy araka ny karazany, avy [2.996] |
Vocabulaire |
9 Zoologie: oiseaux |
Mots composés |
|
unkLabel:Xzoonyms: |
|
Phytonymes |
|
Toponymes |
|
Entrée (2/2) | 18 papango |
Partie du discours | 19 nom |
Explications en français |
20 Se disait des voleurs [2.415] |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/10/07 |