Entrée |
poritra
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | [Rajemisa 1985]
Tery: Poritra aho fa mikisakisaha ¶ Sahirana mafy: Poritry ny volan' olona izy ka namidiny ny ombiny ¶ Maika, dodo-na: Poritry ny handeha izy ka teny am-baravarankely no nitsambikina. |
Explications en anglais | [Hallanger 1973]
squeezed or crushed; embarrassed in trouble |
Explications en français | [Hallanger 1974]
embarrassé, troublé |
Dérivations |
Exemples | [Andraina: Mitaraina, page 111]
Tsy nisy intsony ny karaman-jaitra, mpamonjy poritra anay.
|
Citations |
|