|
|
|
|

Entrée1  rafozana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Teny ilazana ny ray aman-drenin' ny vady, na izay olona heverina ho tokotokony ho izany, toy ny iray tampo aminy: Rafozan-dahy, rafozam-bavy. [1.1]
Explications en anglais  4  a parent or parent in law [1.7]
Explications en français  5  beaux-parents [1.54]
6  beau-parent [1.8]
Exemples  7  —Ny mananetiny nomeny ny rafozana, fa izy no hazo namoa soa, fa nahitana ny vady. [2.293]
Vocabulaire  8  Rapports: famille
Dérivés 
9  Verbes actifs :
10  Verbes passifs :
11  Verbes relatifs :
12  Noms :
13  Adjectifs :
Mots composés 

Anagrammes  19  rafozana, razanafo

Mis à jour le 2023/06/05