Entrée | raha alina | |
Mots élémentaires | raha ; alina | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Teny ilazana ny alin' ny andro iresahana; amin' ny alina: Mitondra fanala ny olona moka dokotera raha alina [1.1] | |
Explications en anglais | This evening, tonight; same as anio alina [1.2] | |
Synonymes | anio alina | |
Anagrammes | ilaharana, Lahariana, raha alina |
Mis à jour le 2023/03/27 |
![]() |