Entrée rakibolana (rakitra, volana)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Anarana omena ny boky mirakitra na mitahiry ny tenim-pirenena iray voalahatra araka ny abidy ka voazava amin' ny teny fohy ny hevitry ny teny tsirairay na voavadika amin' ny fitenim-pirenen-kafa; diksionera: Rakibolana malagasy ~ Rakibolana frantsay-malagasy
Explications en français  [Rakotonaivo 1993 page 861] tahirin-tsoratra aman-tsary lehibe andra [...]
Mots composés, titres, noms 
 
Exemples 
1 [Razafiarivony: Harivolana, page 11] Misy heviteny, na rakibolana tsotra napetraka any aorian'ny famelaberana manangona ireo voambolana hita manerana ny boky.
2 [SeFaFi , 2003/12/05] Araka ny voalazan' ny rakibolana Larousse, ny atao hoe manao kolikoly dia « mitarika olona iray nomena fahefana hanao asa mifanohitra amin' ny adidy mipetraka aminy.

Mis à jour le 2020/07/31