Entrée | raloba | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Karazana korintsana vita amin' ny sampan-drofia (baobao na bao fombo) norarina ho vata kely fisaka misy tahony efatra ihazonana azy; asiana voa madinika ao anatiny (ny any amin' ny faritany avaratra sy atsinanana ary Sainte-Marie no mampiasa azy) [1.1] | |
Vocabulaire | Musique: instruments | |
Hypéronyme | ||
Co-hyponymes | ||
Illustrations |
| |
Entrée | raloba | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Hira fanao amin' ny fiandrasam-paty any anindran-tany [1.1] | |
Entrée | raloba | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [Sihanaka] Dihin'ny ntaolo [1.78] | |
Anagrammes |
Mis à jour le 2023/03/19 |
![]() |