Entrée | rambondanitra (rambo, lanitra) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Rivotra mifofofofo indray mandeha, dia toa mitsangana ary mihodinkodina an-toerana no sady mifindra toerana, ka izay voafaoka ao anatiny (vovoka, ravinkazo, poti-javatra madinika...) dia entiny misangodina miaraka aminy [1.1] | |
Explications en anglais | [ rambin-danitra ] A water-spout [1.2] | |
[ rambin-danitra ] A waterspout, the funnel of a tornado [1.7] | ||
Explications en français | [ rambin-danitra ] Trombe [1.8] | |
Vocabulaire | Météorologie | |
Hypéronyme | ||
Co-hyponymes | ||
Analogues | alapoie ~ ambarao ~ ampalo ~ ampela ~ animbaratra ~ añina ~ añindambo ~ añintafara ~ fandohotse ~ radraty ~ raorao ~ rea ~ sikilaonina ~ sobe ~ tadio ~ tafio-drivotra ~ tafiotra ~ tsitoly ~ varatraza ~ variona | |
Proverbes | Proverbes contenant le mot rambondanitra | |
Mis à jour le 2023/03/19 |
![]() |