Entrée ranga maso
Partie du discours locution
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] enti-manondro ny maso kaodikaody
Explications en français  [Abinal 1888 page 507] qui lève les yeux, qui a le regard craintif
Synonymes ranga sofina
Mots composés, titres, noms 
Exemples  [Andraina: Mitaraina, page 246] Nony nosokafana ireo kalesy izay nogadrana tany am-piaingana, hita ireo velona ranga maso, nivandravandra, nifangaro amin' ny fatin' ireo namany izay vatana rotidrotika, loha sy sampana torotoro sisa;

Mis à jour le 2022/11/24