Entrée rano
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Zavatra mikoriana izay tsy manana bika ho azy, fa maka ny bikan' ny fitoerana asana azy na ny toerana misy azy ihany, tsy misy lokony na tsirony, ary atao fisotro, fanasana zavatra ary fidiovana
Explications en anglais  [Richardson 1885] water [Mal. Ayer; Jav. Koki, and Toyan rano; Caroline Islands rao; Ceram arr; New. Heb. Ôna; Menadu and Port Morseby ranu.]
  [Hallanger 1973] water; liquid
Explications en français  [Hallanger 1974] eau; liquide
  [Andilidine: Lexique (takila R)] [Sakalava-Mayotte] eau
Dérivations 
Morphologie 
rano
ranoko
ranonao
ranony
ranontsika
ranonay
ranonareo
ranon'
ranon-
ranom-
-drano
-dranoko
-dranonao
-dranony
-dranontsika
-dranonay
-dranonareo
-dranon'
-dranon-
-dranom-
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Rajohanesa: Kintana] Niroboka tao anaty rano izy ireo;
2 [Dahle: Angano, page 286] Misotro rano dikain' ny gisa anie!
3 [Andraina: Sahabe] Nalahatra tsara niamboho rano ireo
4 [FOFAFIPE: Tongavola, page 95] Jereo iry botry am-povoan-drano iry!
5 [Fox: Hainteny, numéro 336] ny lakana no manjaka ambonin'ny rano
inona no manjaka ambonin'ny tany?

6 [Andriamalala: Ranomasina, page 72] Tsy mahita intsony ny masoko ditsoky ny rano.
7 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 56] Tsy nangataka rano hosotroina intsony koa izy;
8 [Andraina: Mitaraina, page 93] Rano mangatsiaka izany, hoy ilay namany nandika.
Citations 
Articles 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot rano (70)
Aborano
Alatsinainy-Loharano
Ambakirano
Ambalarano
Ambinanindrano
Ambodirano
Ambohidrano
Ambohidranomanga
Ampararano
Ampararanokely
Anaborano
Anahidrano
Andoharano
Andranobe
Andranofasika
Andranofotsy
Andranolava
  Andranomadio
Andranomafana
Andranomahitsy
Andranomainty
Andranomaitso
Andranomalaza
Andranomamy
Andranomanga
Andranomangatsiaka
Andranomanintsy
Andranomasina
Andranomavo
Andranomavokely
Andranomena
Andranomiditra
Andranonakanga
Andranoroa
  Andranosoa
Andranotakatra
Andranotantely
Andranotelo
Andranotsara
Andranovaky
Andranovato
Andranovelona
Andranovola
Andranovoribe
Andranovory
Anivorano
Antsampandrano
Berano
Bokarano
Iaborano
Kiranomena
  Loharano
Madiorano
Maevarano
Maintirano
Mangarano
Mariarano
Mavorano
Mitsinjorano
Morarano
Ranobe
Ranofotsy
Ranomafana
Ranomainty
Ranomandry
Ranomena
Ranotsara
Soarano
  Tsararano
Tsinjorano

Entrée rano
Partie du discours nom
Explications en français  [Boiteau 1997]  Eau ; mais aussi la sève qui s'écoule des arbres. On dit aussi ranon-kazo (littéralement : eau des arbres). Mais cette expression a changé de sens. Autrefois elle s'appliquait aux teintures préparées à partir des bois colorants : bois de campêche, bois de rose, nato, etc. La sève de certaines plantes reçoit un nom spécial quand elle a des emplois particuliers. Par exemple : ranon' akondro : sève obtenue du Bananier.
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 

Entrée rano
Partie du discours nom
Explications en anglais  [Richardson 1885] a child that dies under two years of age

Entrée rano
Partie du discours nom
Explications en anglais  [Richardson 1885] a disease supposed to arise from water
Vocabulaire 

Entrée rano
Partie du discours adjectif
Explications en anglais  [Richardson 1885] soft, delicate; liquid; very sharp; suffused with perspiration

Entrée raño
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] sakaiza

Mis à jour le 2022/07/18