Entrée rano an-tandro-potsy (rano, tandroka, fotsy)
Partie du discours locution
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] rano nataon' ny mpitahiry sampy fahizay tao anaty tandro-potsy ka namafazany ny olona raha tahiny nisy areti-mifindra namely ny vahoaka

Mis à jour le 2022/11/25