Entrée rano an-tandro-potsy (rano, tandroka, fotsy)
Partie du discours locution
Mots élémentaires rano, tandro, fotsy
Explications en malgache rano nataon' ny mpitahiry sampy fahizay tao anaty tandro-potsy ka namafazany ny olona raha tahiny nisy areti-mifindra namely ny vahoaka [1.1]

Mis à jour le 2023/01/01