Entrée ranomandry (rano, andry)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Rano mivongana noho ny hatsiaka sahala amin' ny havandra
¶ Fomban-domano misosa
¶ Hazakaza-madinika ataon' ny mpilanja misosa sy misononoka ka tsy mitontona akory ilay olona lanjaina
Explications en anglais  [Richardson 1885] [ rano mandry ] A thin film found on water
¶ a word used for ice
¶ a mode of carrying palanquin.
  [Hallanger 1973] ice
Explications en français  [Hallanger 1974] glace
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Noiret: Ibonia 1993] ny tenatenany ohatra ny ranomandry;
2 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 49] Notsaroany manevitevika ny tehezany ary toa ranomandry, hono, no fihininy sy mahataravelona ny endriny.

Entrée Ranomandry (rano, andry)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Coordonnées -20.0333333, 46.9166667
-17.2333333, 46.85
Toponymie rano, mandry

Mis à jour le 2022/11/22