Entrée |
rano maria
|
Partie du discours | locution
|
Mots élémentaires | rano,
maria |
Explications en malgache | ny rano ao anaty ony na renirano izay tsy mijanona fa mandeha mikoriana foana.
Rano mandeha mafy, mifanohitra amin' ny rano mihandron' ny farihy [1.1]
|
| [ ranomaria ] rano mafy [1.13]
|
Explications en anglais | Water flowing swiftly [1.2]
|
Explications en français | [ ranomaria ] rapide [1.13]
|
Synonymes | |
Exemples | Aorianan' ny fandevenana Hateloana na hefarana aorian' ny fandevenana, dia mivoaka hisasa eny amin' ny ranomaria ny mana-manjo, ary amin' io no nandroan' ny Ntaolo mandra-pahafa-tsaonany.
[2.436]
|
|