Entrée ranon-kazo (rano, hazo)
Partie du discours locution
Explications en malgache  [SLP 1986] ranoka mitondra ny sakafon'ny zavamaniry
Explications en français  [SLP 1986] sève
  [Boiteau 1997] la sève qui s'écoule des arbres
Vocabulaire 
Exemples  [Rajemisa: Fiteny 4] mandeha ra be dia be: ny ranonkazo mitsika no antsoin'ny mpanoratra amin'izany.

Mis à jour le 2022/11/24