Entrée ranonoram-baratra (rano, orana, varatra)
Partie du discours locution
Explications en anglais  [Richardson 1885] The heavy rain accompanied with thunder.
Vocabulaire 
Exemples  [Rajohanesa: Kintana] Maro ny zavatra hihatra aminao, anaka, nefa tsarovinao fa ny ranonorambaratra mifafy toa mila hanimba ny vololon-draozy no vao mainka mampivelatra azy hamirapiratra fatratra.
Citations 

Mis à jour le 2022/11/24