Entrée rano trambo
Partie du discours locution
Mots élémentaires rano, trambo
Explications en malgache rano mitombo vetivety noho ny fiavian' ny ranonorana, nefa dia mora mihena ao anatin' ny fotoana fohy koa [1.1]
Exemples Aoka ho ritra tahaka ny ranotrambo izy; [2.996]
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/01