Entrée rano tsilany (rano, tsilany)
Partie du discours locution
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] lomanon' ny mahay, izay mandry mitsilany eo ambony rano ka ny tongony no toy ny mivoy ny rano dia misondrotra sy miakatra izy
¶ (ranotsilany) Fomban-domano mitsotra mandry (mitsilany) eo ambony rano ary dia misosa amin' izay
Analogues  antsitrika ~ tsikaroka ~ tsipy sandry
Exemples  [Rainitovo: Antananarivo] Raha vizana izy dia manao ranotsilany, ka ajanona ny tanana, fa ny tongotra ihany no mitsipaka.

Mis à jour le 2022/11/24