Entrée rano velona
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Metaly ranony ka mihanankanana toy ny menaka ary fampiasa indrindra hanaovana fitaovana fitsapana hafanana
Citations 

Entrée rano velona
Partie du discours locution
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] rano mikoriana; loharano avy any an-kavoana ary miboika ao amin' ny vody tendrombohitra ka mikoriana manondraka ny lohasaha
Explications en anglais  [Richardson 1885] Running water conducted by a channel to another place, artificial irrigation

Mis à jour le 2022/11/25