Entrée rantsankazo
Mots élémentaires rantsana ; hazo
Partie du discours nom
Explications en malgache Fisampantsampanan' ny taho lehibebe izay misandrahaka indray kosa avy amin' ny vatan-kazo; sampaho mitondra ny voa [1.1]
 [ rantsan-kazo ] Ny sampan' ny hazo maniry [1.1]
Explications en anglais [ rantsan-kazo ] The branch of a tree. [1.2]
Explications en français Branches d'un arbre [1.196]
Exemples 
1ary hazo hatao tsatòka sy rantsankazo (kirihitra) no entin'ny olona isam pokon' olona isan andro. [2.59]
2Mitondra rantsankazo misy raviny izy ireo, ka afatopatony amin' io ny torotorom-bola (songerim-bola) araka ny mahazatra azy. [2.245]
Vocabulaire 
Mots composés 
Holonyme 
Co-méronymes 

Mis à jour le 2023/08/07