Entrée rarafana (raraka)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache asiana zavatra milatsaka mikorotsaka eo amboniny: Rarafana ranovoahasina ny mpiangona [Rajemisa 1985]
Morphologie 
rarafana
rarafako
rarafanao
rarafany
rarafantsika
rarafanay
rarafanareo
rarafan'
rarafan-
rarafam-
rarafa-
norarafana
norarafako
norarafanao
norarafany
norarafantsika
norarafanay
norarafanareo
norarafan'
norarafan-
norarafam-
norarafa-
horarafana
horarafako
horarafanao
horarafany
horarafantsika
horarafanay
horarafanareo
horarafan'
horarafan-
horarafam-
horarafa-
rarafo
Autres orthographes 

Mis à jour le 2020/07/31