|
|
|
|

Entrée1  raraka
Partie du discours  2  participe
Explications en malgache  3  Teny ilazana rano na voan-javatra mianjera ka miparitaka, na fofona vaky ka miely, very: Raraka daholo ilay menaka vao novidina / Raraka tao amin' ny tany ny fotsimbary
4  Tsy afa-panadinana: Raraka indray Rabe tamin' ny fanadinana farany tao. [1.1]
Explications en anglais  5  spilled, scattered [1.7]
Explications en français  6  répandu, comme de l'eau, des grains, des parfums; qui s'est détaché, comme des feuilles d'un arbre
7  Figuré: arrêté par la lassitude; ruiné [1.3#513]
8  éparpillé [1.8]
Exemples  9  raraka tamiko ny antsasak' ilay rano. [2.4#119]
10  Tsy hisy raraka an-tany izay haloaky ny vavanao. [2.528#102]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
Dérivés 
14  Verbes actifs :
15  Verbes passifs :
16  Verbes relatifs :
17  Noms :
18  Adjectifs :
Mots composés 

Mis à jour le 2023/07/20