Entrée rasaina (rasa)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Didiana sy tetehina: Rasao ity omby ity
Explications en anglais  [Richardson 1885] to be cut up, to be carved
Explications en français  [Abinal 1888] qu'on découpe: Rasao ny omby (Découpez le boeuf)
Morphologie 
rasaina
rasaiko
rasainao
rasainy
rasaintsika
rasainay
rasainareo
rasain'
rasain-
rasaim-
rasai-
norasaina
norasaiko
norasainao
norasainy
norasaintsika
norasainay
norasainareo
norasain'
norasain-
norasaim-
norasai-
horasaina
horasaiko
horasainao
horasainy
horasaintsika
horasainay
horasainareo
horasain'
horasain-
horasaim-
horasai-
rasao
Mots composés, titres, noms 
Exemples  [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 78] ary nisy omby vitsy vitsy nodorany, kanefa tsy norasainy tsy akory ka natsangany toy ny omby velona, nasieny vonin-kazo.
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31