Entrée ray
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Ny lehilahy manan-janaka tokana na maro: i Rainilita no rain' Ibalita; ilazana koa ny olona tokotokony ho ray na tsy niteraka aza, toy ny vadin' ny reny niteraka (raikely), lehilahy nihahy sy nitaiza (ray mpitaiza), ny lehilahy nanangana ho zanaka (ray nanangana), ny ray tampo amin' ny ray aman-dreny (ireo dadatoa isan-kolafiny)
  [Rakotosaona 1975] [Bara, Sakalava, Taifasy, Taimoro, Taisaka, Tanosy] aba
  [Richardson 1885] [Provincial] ada
  [Rakotosaona 1975] [Betsimisaraka] baba
  [Rajemisa 1985] dada
  [Hallanger 1973] ikaky
  [David: Dialectes (takila K)] [Tankarana] kaky
Explications en anglais  [Richardson 1885, Hallanger 1973] father
Explications en français  [Abinal 1888 page 500, Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995] père
  [Abinal 1888 page 500, Rajaonarimanana 1995] oncle
  [Abinal 1888 page 500] beau-père, père adoptif, père nourricier, les hommes âgés
Vocabulaire 
Morphologie 
ray
raiko
rainao
rainy
raintsika
rainay
rainareo
rain'
rain-
raim-
-dray
-draiko
-drainao
-drainy
-draintsika
-drainay
-drainareo
-drain'
-drain-
-draim-
Synonymes aba ~ ada ~ baba ~ dada ~ ikaky
Mots composés, titres, noms 
 
Analogues  andry iankinana ~ haja sy voninahitra ~ kiady sy voninahitra ~ lany voamena zato ~ lany sikajy arivo ~ vato nandiavana
Citations 

Entrée ray
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Kasika: Zaza tia ray
¶ Fakana zavatra amin' ny tanana
¶ Fampidirana olona ao an-trano
Explications en français  [Abinal 1888 page 500, Rajaonarimanana 1995] action de saisir avec la main
  [Abinal 1888 page 500] action de prendre, d'accueillir, de donner l'hospitalité, de recevoir, d'admettre
Dérivations 
Synonymes rairay

Entrée ray
Partie du discours interjection [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Tenim-piontanana fanao eo alohan' ny olona itenenana raha maro: Henoy izao teny izao, ray vahoaka
Explications en français  [Abinal 1888] pour ry : Ray olona! (Ô peuple!)

Entrée ray
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fanononana haingana ny Iray

Entrée ray
Partie du discours nom
Explications en anglais  [Hallanger 1973] tanamasoandro: the rays of the sun; the spokes of a wheel

Mis à jour le 2022/11/23