Entrée | Razafiniaina Charlotte | |
Partie du discours | nom propre (anthroponyme) | |
Explications en malgache | Charlotte Razafiniaina, teraka tamin'ny 1894, dia mpanoratra fanta-daza tamin'ireo diam-peniny maro be tsy tambo isaina nisahana sampana maro: poezia, tononkalo, teatra, fa indrindra hainteny sy tantara foronina. Ny azo lazaina ho toetra mampiavaka ny soratr'i Charlotte Razafiniaina dia ny fitanana ny nentin-dRazana - tsy fitanana fe fitanana fotsiny fa tena fifikirana mihitsy [Rajemisa: Fiteny 4] | |
Vocabulaire | Histoire: personnages ~ Littérature: auteurs | |
Ouvrages littéraires | Eva malagasy Lamby nefa tsy rota Mongon' entana tsy zanaky ny heriny Ny rivotra an-kadilanana Ny tantaran' ilay savomanitra Ny tiana tsy mba zaraina Rota sy Naomy Sahondran' i Mamolakazo Zahatra arendrintompo | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |