Entrée rehareha
Partie du discours nom
Explications en malgache Fihetsika miavona sady tsy miraharaha; fianjonanjonana noho ny hery na ny harena na fahaizana... ananana: Reharehan' olona re izany! mba manana fiarakodia izy ka dia mianjonanjona erỳ
¶ Zavatra na olona mahatonga hanana hambo: Ianareo miaramila nandresy no reharehan' ny firenena. [Rajemisa 1985]
Explications en anglais pride, boasting [Hallanger 1973]
Explications en français orgueil [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 fierté, ostentation, hauteur, affectation, vanité, mépris, dédain [Abinal 1888]
 vantardise [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Izany dia ho tabina sy rehareha tokoa ho anareo. [Rabary: Daty]
2Izay voninahitra sy rehareha, Dia hafa tarehy tsy very mandeha. [Rainitovo: Antananarivo]

Entrée rehareha
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazan-kazo (Colea); misy reharehalahy (Colea floribunda), ary reharehavavy (Colea) [Rajemisa 1985]
Explications en français arbre [Abinal 1888]
  [Betsimisaraka, Sakalava] (de rehareha : morgue, attitude hautaine action de se prévaloir de sa supériorité). L'arbre est monocaule, nom ramifié, ou peu ramifié, et les fruits comestibles poussent sur le tronc, bien en évidence ; ce qui apparaît comme une sorte de défi. Ophiocolea floribunda (Bojer ex Lindl.) H. Perrier (Bignoniaceae). Fruit acidulé, de saveur agréable. Riche en acide ascorbique. [Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Nom scientifique Ophiocolea floribunda
Analogues  reharehalahy ~ reharehavavy

Mis à jour le 2022/06/05