Entrée | rehoka | ||||||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||||||
Explications en malgache | Zavatra maditidity avoaka avy any an-tenda, indrindra raha marary voan' ny kohaka:
Tokony hangonina amin' ny tavy kely ny rehoky ny marary. Ny fitronan' ny omby resy an' ady na ny omby vonoina ka efa voakenda. [1.1] | ||||||||||||
Dérivés |
| ||||||||||||
Anagrammes |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |