Entrée | resaka | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en malgache | Teny ifanaovana: Araka ny resaka nifanaovantsika omaly, dia iny ny zanako haka ilay vola ¶ Teny ifanaovana momba ny zavatra anankiray voafaritra tsara: Resaka momba ny ady tany Vietnam no nandanian' izy ireo andro tao ¶ Teny ifamalian' ny mpifankatia momba izao sy izao: Saika tsy tapaka ny resakay raha tsy nanomboka naneno ny akoho [1.1] | |||||||||||||||
Explications en anglais | conversation, talk [1.7] | |||||||||||||||
Explications en français | conversation; entretien [1.3, 1.8] | |||||||||||||||
causerie [1.3] | ||||||||||||||||
[Sakalava-Mayotte] cri, hurlement [1.405] | ||||||||||||||||
Morphologie |
| |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
Mots composés |
| |||||||||||||||
Mots composés, titres, noms |
| |||||||||||||||
Exemples |
| |||||||||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot resaka | |||||||||||||||
Anagrammes |
Mis à jour le 2022/11/06 |
![]() |