Entrée 1/2 resy
Partie du discours participe
Explications en malgache Voa tamin' ny ady na lalao fifaninanana: Resin' ny Fortior ny mpanao baolina avy tany Lesotho
Maty (loka): Resy tamin' ny loka Rabe ka niozonozona tsy hamerina intsony
Tsy nahazo rariny tamin' ny ady amin' ny fitsarana: Resy tamin' ilay ady lova Rakoto ka tsy manana na inona na inona intsony izao
Tsy mahatohitra: Resin' alahelo izy
Maty antoka: Alaovy ho anao valopolo io akoho io fa resy aho raha latsaka izany
Mitovy hevitra: ambaka noho ~ latsaka ambany noho ~ mandray sanga ~ mangataka ranomandry ~ maty an-daharana ~ miamboho lahy ~ mifori-drambo ~ milavo lefona ~ resy tosika ~ resy tsy miady ~ sendra tolona tsy omby tratra ~ tsy mahaleo ~ tsy mahasehaka ~ tsy mahatohitra ~ tsy mahazo an-tsahala ~ tsy mahovoka ~ voasongona ~ voatosika [1.1]
Explications en anglais Defeated conquered, overcome [1.7]
Explications en français Battu, conquis [1.8]
 Vaincu, qui a perdu sa valeur [1.196]
Exemples 
1Maty Ratsimive ary resy ny tafiny. [2.508]
2Hoy aho nandraiki-dresy tsy fidiny. [2.944]
3Ho resy miandalana ny andro mahory! [1.267]
Morphologie 
Préfixée : -dresy, -dresiko, -dresinao, -dresiny, -dresintsika, -dresinay, -dresinareo, -dresin', -dresin-, -dresim-
Présent : resy, resiko, resinao, resiny, resintsika, resinay, resinareo, resin', resin-, resim-
Passé : resy, resiko, resinao, resiny, resintsika, resinay, resinareo, resin', resin-, resim-
Futur : ho resy, ho resiko, ho resinao, ho resiny, ho resintsika, ho resinay, ho resinareo, ho resin', ho resin-, ho resim-
Impératif : rese
Dérivés 
 
Mots composés 
Phytonymes 
Titres Avonavona resim-pitia

Entrée 2/2 resy
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache  [Taisaka, Tanosy] noana [1.78]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/05/29