Entrée | riana | ||||||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||||||
Explications en malgache | Rano mianjera avy amin' ny toerana ambony, izay matetika avy amin' ny fahatapahan' ny lalan' ny renirano, ka tsy misononoka intsony fa midina tampoka manaraka laha-bato mikitoantoana; noho ny rano mianjera mafy, dia misy roatrany be ary mitalakotrokotroka ny riana sasany. [1.1] | ||||||||||||
Explications en anglais | Rapids, a waterfall [1.7] | ||||||||||||
Explications en français | Rapide, cascade [1.8] | ||||||||||||
Exemples |
| ||||||||||||
Vocabulaire | Géographie: (en général) | ||||||||||||
Dérivés |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Mots composés |
| ||||||||||||
Phytonymes |
| ||||||||||||
Toponymes |
| ||||||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot riana | ||||||||||||
Illustrations |
| ||||||||||||
Mis à jour le 2023/08/02 |
![]() |