Entrée rihana
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny ambaratonga ambony rehetra amin' ny trano: Any amin' ny rihana faharoa izahay no mipetraka
¶ Ny ngorodona [1.1]
Explications en anglais an upper floor; a balcony inside a building [1.7]
Explications en français étage, plancher d'un étage [1.8]
Dérivés 
Mots composés 

Anagrammes harina, hirana, rahany, rahina

Mis à jour le 2020/07/31