Entrée | ripaka | |||||||||||||||
Partie du discours | adjectif | |||||||||||||||
Explications en malgache | Nahavoazana betsaka (voly na biby ompiana miampatrampatra noho ny aretina, na vono, na fikapana, na loza samihafa): Ripaky ny tafiodrivotra ny zanakazo betsaka tao an-tanimboliko Maty daholo, lany ringana: Ripaky ny barika ny akohon' i Naivo ka nalahelo aoka izany izy [1.1] | |||||||||||||||
Explications en anglais | Destroyed in large numbers [1.7] | |||||||||||||||
Explications en français | Couché ou exterminé en masse [1.8] | |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
Anagrammes |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |