Entrée rorampiso
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Orana manify dia manify fahita matetika eny amin' ny toerana misy tendrombohitra avo; erika madinika mifafy, indrindra amin' ny ririnina
Mitovy hevitra: amanim-boalavo ~ erikerika ~ laviana
Vocabulaire 

Entrée roram-piso
Partie du discours locution
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] ny roran' ny saka izay itsofany ny biby miady aminy
Vocabulaire 

Mis à jour le 2022/11/24