Entrée (1/2) | 1 rovitra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Sombinjavatra rotika: Notehiriziny ny rovitry ny saina [1.1] |
Entrée (2/2) | 4 rovitra |
Partie du discours | 5 adjectif |
Explications en malgache |
6 Nisy sombin' ny tenany triatra ka niala, tataka, rotika: Rovitra ny lambako / Rovita alohan' ny aina 7 Simba, tapaka: Rovitra ny fihavanana 8 Voasamatsamaka, misaritaka: Ho rovitra ny fanjakana raha mitohy izao tsy fifankahazoan' ny mpitondra izao [1.1] |
Explications en anglais |
9 torn [1.7] |
Explications en français |
10 déchiré [1.8] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Synonymes | 16 triatra, riatra, mitsiaka, mitsiatsiaka, mitriatra, mitsefaka, misalasalaka, tataka, tata-bitrana, kotika, rota, rotika, mivorikitsay, tsy misy hitomboham-pilo |
Mots composés |
|
Titres |
|
Anagrammes | 19 rivotra, rovitra, virotra, voritra |
Mis à jour le 2020/07/31 |