Entrée sady taviny no volony (sady, tavy, no, volo)
Partie du discours locution
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] enti-milaza olona manana ny toetra soa rehetra, ohatra -- raha olona halaina ho vady no resahina -- sady mpanankarena no tsara tarehy

Mis à jour le 2020/07/31